plt_tn/2ch/30/01.md

508 B

nanapa-kevitra ny hankalaza ny Paska amin'ny volana faharoa.

Ireo Israelita dia nankalaza ny Paska nandridry ny volana voalohan'ny tetiandro Hebreo raha ny tokony ho izy. Ny volana voalohany dia mandritra ny faran'ny tapakin'ny volana Martsa sy ny tapakin'ny voalohan'ny volana Aprily amin'ny tetiandro Tavaratra.

volana faharoa

Ity dia volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapakin'ny faran'ny volana Aprily sy tapakin'ny voalohan'ny volana May amin'ny tetiandro Tavaratra.