plt_tn/2ch/29/15.md

683 B

an-dohasahan-driakan'i Kidrona.

Lakan-drano kely izay mikoriana eny amin'ny ilany atsinanan'ny Jerosalema. Tamin'ny fotoana nampiasaina izany fatim-pako izany.

ny andro voalohan'ny volana voalohany

Ity dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manamarika ny andro izay nitondran'i Yaveh ireo vahoaka nivoaka an'ny Egypta. Ity dia akaikin'ny tapakin'ny volana Marsa eo amin'ny tetiandro tavaratra.

ny andro fahavalon'ny volana

Ity dia manakaiky ny faran'ny volana Marsa eo amin'ireo tetiandro tavaratra.

ny andro fahenina ambin'ny folon'ny volana voalohany

Ity dia manakaiky ny fiatombohan'ny volana Aprily eo amin'ireo tetiandro Tavaratra.