plt_tn/2ch/26/19.md

225 B

lovia

Ity dia lovia na lasitra manokana ampiasaina amin'ny fandorona zava-manitra.

Noroahin'izy ireo faingana teo izy

D.H: "Nalefan'izy ireo nitsoaka faingana izy"

namely azy Yaveh

D.H: "nataon'i Yaveh narary izy"