plt_tn/2ch/21/01.md

535 B

Nodimandry tany amin'ireo razambeny

D.H: "maty"

tanànan'i Davida

Ity dia tanànan'ny Jerosalema.

Azaria, Jehiela, Zakaria, Azaria, Mikaela, ary Sefatia

Anaran'olona ireo.

Josafata, mpanjakan'Israely

Ny fanjakana tatsimo dia nantsoina hoe "Joda", saingy ny mpanoratra ity boky ity dia toa naniry hanao fanamarihana fa ny atsimon'ny fanjakana dia, ao amin'ny fankatoavana an'Andriamanitra, ny Israely marina.

nomeny seza fiandrianana

Tapa-kevitra i Josafata fa Jehorama dia tokony ho mpanjaka aorian'ny hahafatesany.