plt_tn/2ch/20/24.md

277 B

Indro, efa maty izy ireo,

Ity dia tsy nampoizina. Efa ringana avokoa ireo fahavalo tsirairay.

efa maty izy ireo, lavo tamin'ny tany

Ny andian-teny "lavo tamin'ny tany" dia fomba fiteny iray ilazana izay "nahafatesan'izy ireo". D.H: "maty tamin'ny tany daholo izy ireo."