plt_tn/2ch/20/16.md

245 B

hidina hanohitra

D.H: "handeha ho any" na "handeha hiady"

mandalo any Ziza

ity dia lohasaha tery manelanelana ny tendrombohitra atsimo-atsinanana roa an'ny Jerosalema.

famonjen'i Yaveh

Hanohitra ny ady Yaveh ary hanavotra ny vahoaka.