plt_tn/2ch/18/01.md

335 B

izy dia nihavana tamin'i Ahaba

D.H: "nifanaraka tamin'i Ahaba izy" na "nanao ny tenany ho naman'i Ahaba izy"

Toa anao ihany aho, ary ny vahoakako dia toy ny vahoakanao

Josafata dia nametraka ny fihavanany tamin'i Ahaba. D.H: "Nanolotra ny tenako sy ireo miaramilako taminao aho mba hampiasainao amin'izay fomba hitiavanao azy."