plt_tn/2ch/16/11.md

237 B

hatramin'ny voalohany hatramin'ny farany

D.H: "ny zavatra rehetra izay nataony."

ny bokin'ireo mpanjakan'i Joda sy Israely

Ity dia boky izay tsy misy intsony.

narary ny tongotr'i Asa

D.H: "Nanana aretina tamin'ny tongony Asa"