plt_tn/2ch/13/10.md

12 lines
296 B
Markdown

# izay amin'ny asan'izy ireo
D.H: "izay miasa"
# ny mofon'ny fanatrehana
Ny "mofon'ny fanatrehana" dia karazana mofo manokana izay natao ho famantarana ny fanatrehan an'Andriamanitra sy ny fiombonana amin'ny olony.
# mikarakara ny fitoeran-jiro izy ireo
D.H: "mikarakara ireo jiro izy ireo"