plt_tn/2ch/10/08.md

355 B

tsy norarahian'i Rehoboama ny torohevitra

D.H: "tsy nanaraka ny torohevitra i Rehoboam"

tovolahy

Ny "tovolahy" dia maneho ny tsy fahampian'ny fahendrena sy traikefa amin'ny fampitahana amin'ny lahy antitra izay nanoro hevitra an'i Solomona.

izay niara-lehibe taminy, izay nitsangana teo anatrehany

izay efa namany efa ela, nanoro hevitra aminy