plt_tn/2ch/06/16.md

311 B

tanteraho

Ity dia fangatahana. D.H: "mba ataovy re"

Tsy ho foana aminao ny hanana olona hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely eo imasoko

D.H: "mbola hanana iray ho mpanjaka amin'ny taranak'i Davida foana ianao"

tahaka ny nandehananao teo anatrehako

D.H: "tamin'ny fomba izay nataon'i Davida"