plt_tn/2ch/06/12.md

346 B

teo amin'ny fanatrehan'ny fiangonan'Israely rehetra

D.H: "teo amin'ny fanatrehan'ny vahoakan'Israely izay natambatra tany."

hakiho

hakiho iray dia mirefy 46 kilometatra.

namelatra ny tanany nakany amin'ny lanitra izy.

Nanindritra ny tanany i Solomona ary nametrazka azy ireo ambony tahaka ny nandohaliany teo an-tsehatra mba hivavaka.