plt_tn/2ch/04/19.md

301 B

Nanamboatra i Solomona

ireo mpiasan'i Solomona nanamboatra ireo zavatra tamin'ny baikony.

ny fanaka rehetra

ireo lovia sy ireo fitaovana rehetra izay nampiasaina tao amin'ny tranon'Andriamanitra.

ny mofon'ny fanatrehana

Ity dia fanehoana ireo mofo 12 izay napetraka teo anoloan'ny alitara.