plt_tn/1ti/05/14.md

1.2 KiB

hikarakara tokantrano

"hikarakara ny olona rehetra ao an-tranony"

ny fahavalo

Ireo mety ho dikany 1) Izany dia manamabara an'i Satana na 2) Izany dia milaza ireo tsy mpino.

hiampanga anay

Eto ny "anay" dia manondro ny vondrona Kristiana manontolo.

nivily sahady hanaraka an'i Satana

I Paoly dia miresaka momba ny fiainana am-pinoana an'i Kristy tahaka ny hoe lalana izay tokony arahina. Izany dia midika fa ny vehivavy dia mitsahatra mankato an'i Jesosy ary manomboka mankato an'i Satana. DH: "miala amin'ny lalan'i Kristy mba anarahana an'i Satana" na "nanapa-kevitra ny hankato an'i Satana fa tsy i Kristy"

misy vehivavy mino

"izay vehivavy Kristiana" na "izay vehivavy mino an'i Kristy"

manana mpitondratena

"manana mpitondratena eo amin'ny havana akaiky"

mba tsy hanavesatra ny fiangonana

I Paoly dia miresaka momba ny fivondronana izay hanampy ny olona mihoatra noho izay efa vitany tahaka ny hoe mitondra zavatra mavesa-danja ao amin'ny lamosiny izy ireo. DH: "mba tsy ho voatery hanampy ireo mpitondratena efa ampian'ireo fianakaviany ireo vondrona Kristiana.

tena mpitondratena marina

"Ireo vehivavy izay tsy manana na iza na iza hanome azy ireo"