plt_tn/1ti/03/08.md

1.4 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manome torolalana manokana i Paoly amin'ny tokony hiasana sy hisian'ireo diakona sy ireo vadiny ao amin'ny fiangonana.

Ireo Diakona, toy izany ihany koa

"Diakona, toy ny tompon'andraikitra"

dia tokony ho mendrika

tokony hiasa ara-dalàna" na "tokony ho mendrika ny fanajana"

Tokony hitazona ny fahamarinan'ny finoana nambara

"Tsy maintsy manohy ny finoana ny hafatra marin'Andriamanitra izay nambaran'Andriamanitra tamintsika sy ninoantsika izy ireo." Izany dia milaza ny fahamarinana izay nisy hatramin'ny ela kanefa Andriamanitra nampiseho izany azy ireo tamin'izany fotoana izany. I Paoly dia miresaka momba ny fampianarana marina momba an'Andriamanitra tahaka ny hoe zavatra izay afaka tazomin'ny olona iray izany.

'ny finoana nambara

DH: "ny fahamarinana izay nambaran'Andriamanitra"

miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio

I Paoly dia miresaka ny fahalalan'ny olona fa izy dia tsy nanao ratsy tahaka ny hoe nadio izany fahalalana sy feon'ny fieritreretrana izany. DH: "Nahalala fa niezaka ny nanao izay mafy indrindra izy ireo mba hanaovana ny marina"

Izy ireo ihany koa dia tokony ho sedraina mialoha

DH: "Ireo mpino hafa dia tokony hanaiky azy ireo mialoha" na "Tokony hanaporofo ny tenany izy ireo aloha"

ho sedraina mialoha

Izany dia milaza fa ireo mpino hafa dia tokony hanombana ireo izay maniry ho diakona ary mamaritra raha afaka manompo ao amin'ny fiangonana izy ireo.