plt_tn/1ti/03/01.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

I Paoly dia manome torolalana manokana amin'ny fomba hiasana sy ataon'ireo tompon'andraikitra ao amin'ny fiangonana.

asa tsara

"asa manan-kaja"

manambady vehivavy tokana

Tompon'andraikitra iray izay tsy maintsy manana vady tokana ihany. Tsy mazava izany raha manahaka ireo lehilahy izay maty vady na nisaraka taloha, na mbola tsy nanambady mihitsy.

tokony hahay andajalanja

"tsy tokony hanao zavatra be loatra"

hendry

"azo antoka." Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. "Tsy maintsy mihevitra am-pahendrena izy"

tia filaminana

"mendrika." Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. DH: "Tsy maintsy mitandrina tsara izy"

tia mandray olona

"naman'ny vahiny." Izany dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny feno. DH: "tsy maintsy mandray ireo vahiny izy"

Tsy tokony za-dratsy amin'ny divay izy

"tsy tokony ho mamo lava izy" na "tsy tokony hisotro divay be loatra izy"

tsy mpila ady

Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno: "tsy tokony ho toy ny olona tia miady sy mifamaly"

fa kosa, malemy fanahy, feno fiadanam-po

Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. DH: "Fa kosa tsy maintsy malemy fanahy sy feno fiadanam-po"

tia vola

"fitiavam-bola"