plt_tn/1th/05/08.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao amin'ny andininy 8-10 ny teny hoe: "isika" dia manondro ireo mpino rehetra.

An'ny andro isika

Paoly dia miresaka momba ny fahafantarana ny fahamarinana mahakasika an'Andriamanitra toy ny an'ny andro. DH: "fantatsika ny marina" na "nandray ny fahazavan'ny fahamarinana isika."

Tsy maintsy mahonon-tena isika

Paoly dia mampitaha ny fahononan-tena ho toy ny fizarana amin'ny fifehezan-tena. "Aoka isika hizatra hamehy tena."

Mitafy finoana sy fitiavana ho fiarovan-tratra

Toy ny miaramila izay manao fiarovan-tratra mba hiarovana ny vatany, ny mpino iray izay miaina amin'ny finoana sy fitiavana dia ahita fiarovana. DH: "arovy amin'ny finoana sy fitiavana ny tenantsika" na "arovy ny tenantsika amin'ny finoana an'i Kristy sy fitiavana azy."

Antoky ny famonjena amin'ny ho avy ho fiarovan-dohantsika

Toy ny fiarovan-doha izay miaro ny lohan'ny miaramila, ny fanantenana ny famonjena dia hiaro ny mpino. DH: "arovy ny tenantsika amin'ny fahazoana antoka fa i Kristy dia hamonjy antsika."

Na mifoha isika na matory

Izany dia fomba tsara hitenenana fa velona na maty. DH: "na velona isika na maty."

Mifampahereza ianareo

"Mifampahatanjaha."