plt_tn/1th/03/11.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Amin'io andininy io, ny teny hoe: "antsika" dia tsy voatery hanondro ny vondron'olona mitovy foana.

Andriamanitsika ... Jesosy Tompontsika anie

Paoly dia mampiditra ireo mpino Tesaloniana miaraka amin'ireo mpiara-manompo aminy.

Andriamanitsika anie

"Mivavaka amin'ny Andriamanitray izahay mba."

Hanitsy ny lalanay ho aminareo

Paoly dia miresaka toy ny hoe tiany Andriamanitra hampiseho aminy sy ireo namany ny lalana handehanany hitsidika ireo Kristiana Tesaloniana. Ny tiany lazaina dia hoe tiany raha mba afaka manao izay ahavitan'izy ireo izany Andriamanitra.

Hanitsy ny lalanay ho aminareo

Ny teny hoe: "anay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty fa tsy ireo mpino Tesaloniana.

Ny ray tenany

Eto ny teny hoe: "tenany" dia manondro ny "Ray" ho fanamafisana.

Hampitombo sy hampandroso amin'ny fifankatiavana

Paoly dia miresaka ny fitiavana toy ny hoe zavatra iray izay azon'ny iray bebe kokoa.

Hanamafy ny fonareo

Paoly dia manondro ny "fo" toy ny hoe ivon'ny finoana sy ny faharesen-dahatra.

Amin'ny fihavian'i Jesosy Tompontsika

"Rehefa miverina eto an-tany i Jesosy."

Mbamin'ireo masiny rehetra

"Miaraka amin'ireo rehetra izay azy."