plt_tn/1sa/25/29.md

16 lines
1.1 KiB
Markdown

# efa ho fehezin'i Yaveh Andriamanitrao amin'ny fatoran'ny velona ny ain'ny tompoko
Ny fiainan'i Davida dia resahin'i Abigaila toy ny hoe zavatra lava dy manify izay afaka atambatry ny olona amin'ny zavatra lava sy manify iray hafa ary afatotra amin'ny fehin-tady. Io dia azo adika hoe DH: "Hafatotr'i Yaveh Andriamanitrao amin'ny fiainan'ny velona ny fiainan'ny tompoko" na "Hahavelona anao miaraka amin'ireo izay velona i Yaveh Andriamanitra"
# ny ain'ny tompoko
Ataon'i Abigaila toy ny hoe olona roa samihafa ny tenany sy Davida mba hampisehoana fa manaja an'i Davida izy. DH: "ny ainao"
# ary ho atsipiny ny ain'ireo fahavalonao, eo amin'ny foitran'ny ary ho atsipiny ny ain'ireo fahavalonao, eo amin'ny foitran'ny antsamotady
Ny fahavalon'i Davida dia resahin'i Abigaila toy ny hoe zavatra kely tahaka ny vato izay azo atao ao amin'ny antsamotady ka atsipy lavitra. DH: "hamono ny fahavalonao mora foana tahaka ny fanipazan'ny olona lavitra ny vato amin'ny antsomtady i Yaveh"
# antsamotady
hodi-biby misy tady lava eo amin'ny zorony roa, izay azon'ny olona ametrahana vato na zavatra kely, mafy hafa ary atsipy lavitra