plt_tn/1sa/25/16.md

469 B

Manda ho anay izy ireo

Tahaka ny manda manondidina ny tanàna izay miaro ny olona ao amin'io tanàna io amin'ny fahavalony ireo lehilahin'i Davida.

misy ratsy kasaina hatao amin'ny tomponay

Mitandrina tsara mba tsy hilaza ny anaran'izay mikasa hanao ilay ratsy ilay miteny. Io dia azo adika hoe DH: "misy mitetika hanao zava-dratsy amin'ny tomponay"

tomponay

Ataon'ilay miteny toy ny hoe olon-kafa i Davida mba hanehoana ny fanajany an'i Davida. DH: "ianao"