plt_tn/1sa/25/14.md

661 B

Fa niresaka tamin'i Abigaila, vadin'i Nabala, ny iray tamin'ireo olona

Mety ilainao ny manazava izay nataon'ilay tpvolahy talohan'ny niresahany tamin'i Abigaila. DH: "Nisy iray tamin'ny olon'i Nabala nahalala izay nokasain'i Davida sy ny olony hatao, koa dia nankany amin'i Abigaila vadin'i Nabala izy"

tsy nisy ratsy nanjo anay

Io dia azo atao hoe DH: "Tsy nisy naninona anay" na "Nilamina izahay"

tsy nisy tsy ampy taminay raha mbola nandeha niaraka tamin'izy ireo koa izahay

"tsy nisy na inona na inona very taminay rehefa niaraka tamin'izy ireo." Nisakana ny bibidia sy ireo olona hafa tsy hangalatra ny biby fiompin'i Nabala ireo olon'i Davida.