plt_tn/1sa/25/09.md

1.0 KiB

zatovolahin'i Davida

"ny tafik'i Davida"

nolazain'izy ireo tamin'i Nabala ho an'i Davida

"nanome ny hafatra fenon'i Davida tamin'i Nabala"

Iza moa izany Davida, ary iza izany zanaka lahin'i Jese?

Mety ho fantatr'i Nabala hoe iza i Davida, saingy tsy te-hanampy azy izy. (jereo ny 18:6). Ny teny hoe " mpanompon'i ... nisara-dàlana tamin'ny tompon'izy ireo" ao amin'ny andininy faha 10 dia mety manondro an'i Davida nisaraka tamin'i Saoly. Ireo fanontaniana famoisainana roa ireo dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Izao Davida zanaka lahin'i Jese lazainao izao—dia tsy mba fantatro." na "Tsy fantatro hoe iza izany Davida izany, dia tsy hanao izay lazainy aho. Tsy haiko hoe iza izany Jese izany, dia tsy raharahako izay mahazo ny zanany."

nisara-dàlana tamin'ny

"nandositra" na "nikomy tamin'ny"

ny mofoko

Eto ny "mofo" dia fomba fiteny ilazana izay mety ho hanina rehetra.

olona izay tsy fantatro akory hoe avy aiza

"rehefa tsy fantatro izay niavian'izy ireo" na "olona izay tsy fantatro"