plt_tn/1sa/25/01.md

555 B

Niara-niangona ny Israely rehetra ary nisaona azy

Mety ho fanaovana bango tokana io. Mety ho nisy vahoakan'Israely maro dia maro teo, saingy mety maro no tsy afa-nanatrika.

Niara-niangona

"niara-nivory"

nalevin'izy ireo tany an-tranony tany Rama izy

Ireo mety ho heviny dia 1) tany amin'ny tany niaviany tao Rama na 2) tany amin'ny tanin'ny fianakaviany fa tsy tao an-tranony mivantana na 3) tao an-tranony tao Rama, no nandevenan'izy ireo an'i Samoela.

Dia niainga i Davida ary nidina

"Nandroso ireo lehilahin'i Davida ary nandeha nidina"