plt_tn/1sa/24/21.md

682 B

hamongotra ireo taranako mandimby ahy ianao

"tsy ho vonoinao ny zanako sy ny fianakaviany." Efa nahazatra ho an'ny mpanjaka vaovao izay tsy avy amin'ny firazanan'ilay mpanjaka teo aloha ny mamono ny zanak'ilay mpanjaka teo aloha mba hisorohana ny fihantsian'ny iray amin'ireo haka ny fiandrianana.

tsy hamotika ny anarako hiala amin'ny tranon-draiko

Zava-dehibe ho an'ny fianakaviana tsirairay ao Israely ny manana taranaka avy amin'ny taranaka rehetra mifandimby mba hitondra ny anaran'ny fianakaviana sy ny handova ny tany. DH: "tsy ho ringaninao ny fianakaviako sy ny taranany" na "havelanao ho velona ny fianakaviako"

Davida sy ireo lehilahiny

"Davida sy ny tafiny"