plt_tn/1sa/24/12.md

355 B

ny tanako dia tsy tokony hanohitra anao

Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny fahafahana manisy ratsy. Jero ny nandikanao ny andian-tany mitovy amin'izany ao amin'ny 24:5. DH: "Tsy hanisy ratsy anao amin'izay mety ho fomba rehetra aho"

ntaolo

Azo atao andian-teny misy anarana io mpamaritra anarana io. DH: "olona izay niaina efa taloha ela be"