plt_tn/1sa/24/08.md

269 B

ahoana ianao no mihaino ireo lehilahy izay manao hoe: 'Indro, mitady hanao ratsy anao Davida?

Fanontaniana fampisainana io. Azo adika ho fanambarana tsotra io. DH: "Ianao dia tsy tokony hihaino ireo olona izay milaza hoe: 'Indro, mitady hanisy ratsy anao i Davida."