plt_tn/1sa/23/03.md

259 B

Koa mainka fa handeha ho any Keila ka hiady amin'ireo tafiky ny Filistina?

Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Hatahotra bebe kokoa isika raha mandeha mankany Keila mba hiady amin'ny tafiky ny Filistina."