plt_tn/1sa/21/07.md

553 B

Doega ... mpiandry ombin'i

Mety ho ilainao ny milaza mazava fa hitan'i Doega izay nataon'i Davida. DH: " Doega ... mpiandry ombiny, ary hitany izay nataon'i Davida"

Doega

Anaran-dehilahy io.

voatazona teo anatrehan'i Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) "fa notazonin'i Yaveh tany izy," mety mba hahafahan'i Doega mamita ny zavatra izay nampanantenainy tamin'i Yaveh fa hataony na 2) tsy misy mahalala ny antony nahateo azy, "noho izay mety ho antony rehetra"

mpiandry ombin'i

mpiandry sy mpiaro ny biby fiompy, indrindra ny omby na ny ondry