plt_tn/1sa/20/41.md

580 B

dongon-tany

Toa niafina taorian'ny dongon-tany na vato i Davida.

niankohoka teo amin'ny tany, ary niondrika intelo.

Niankohoka teo anatrehan'i Jonatana, izay mbola zanaky ny mpanjaka, mendrika ny fanajana tahaka izany, i Davida. Ary koa, io no fotoana farany nihaonan'i Davida tamin'i Jonatana.

Yaveh anie ho eo afovoantsika

Ireo mety ho heviny dia 1) "Yaveh no vavolombelona amintsika" na "Yaveh no hijery izay hifampitondrantsika" na 2) "Yaveh anie ho vavolombelona amiko sy ianao" na "Yaveh anie no hijery izay hifampitondrantsika" Adikao araka ny ao amin'ny 20:22.