plt_tn/1sa/20/28.md

474 B

Nangataka alalana fatratra tamiko mba handeha

"Nangataka ahy mba hamela azy handeha"

raha efa nahita sitraka teo imasonao aho

Eto ny hoe "imaso" dia ilazana ny fahitana, ary ny fahitana dia ilazana ny fihevitra na ny fitsarana. Adikao araka ny ao amin'ny 20:3 io. DH: "Nahafinaritra anao aho" na "raisinao am-pankasitrahana aho"

an-databatry ny mpanjaka

Ataon'i Jonatana toy ny hoe olon-kafa i Saoly mba hampisehoana fa manaja an'i Saoly izy. DH: "an-databatrao"