plt_tn/1sa/20/12.md

764 B

jereo

"henoy" na "tandremo tsara izay ho lazaiko aminao"

raha misy zava-tsoa

"raha te hanao zava-tsoa aminao ny raiko"

moa tsy haniraka ho any aminao sy hampahafantatra anao ve aho?

Ampiasain'i Jonatana io fanontaniana fampisainana io mba hanindriana fa ho lazainy amin'i Davida raha mikasa ny hanisy ratsy azy i Saoly. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "dia haniraka ho any aminao tokoa aho ka hampahafantara anao"

Yaveh anie hanao izany amin'i Jonatana ary mihoatra aza

Fomba fiteny io. Ampisain'i Jonatana io fianianana io mba ho fanamafisan-kevitra ary ataony toy ny hoe olon-kafa ny tenany. DH: "ho ataon'i Yaveh amiko anie izy ratsy rehetra kasainy atao aminao, ary mihoatra noho izany aza"