plt_tn/1sa/20/03.md

492 B

nahita sitraka teo imasonao aho

Eto ny maso dia maneho ny fahitana, ary ny fahitana dia maneho ny fihevitra sy ny fitsarana. DH: "Nahafinaritra anao aho" na "raisinao am-pankasitrahana aho"

halahelo izy

Io dia azo atao hoe DH: "hampalahelo azy izany" na "halahelo mafy izy"

kely fotsiny ny elanelana eo amiko sy ny fahafatesana

Eto ny hoe "elanelana eo amiko sy ny fahafatesana" dia fomba fiteny izay maneho hoe ambavahoan'ny fahafatesana. DH: "efa ambavahoan'ny fahafatesana aho"