plt_tn/1sa/19/16.md

876 B

ondana volon'osy

Adikao araka ny ao amin'ny 19:12 io.

indro

Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa gaga ny amin'izay hitany ireo iraka.

Nahoana no namitaka ahy ianao ka namela ny fahavaloko handeha, ka dia afa-nandositra izy?

Ireo mety ho heviny dia 1) Tena tian'i Saoly ho fantatra marina hoe nahoana i Mikala no nanao izay nataony na 2) nampiasa io fanontaniana io i Saoly mba hibedesana an'i Mikala. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Tsy tokony nanapa-kevitra ianao ka nandefa ny fahavaloko, hany ka nandositra izy."

'Avelao aho handeha. Nahoana aho no hamono anao?

Na dia tsy tena nilaza izany aza i Davida, dia milaza amin'i Saoly i Mikala fa nandrahona azy tamin'io fanontaniana io i Davida. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Matiko ianao raha tsy manampy ahy handositra."