plt_tn/1sa/18/03.md

360 B

ary notiavian'i Jonatana tahaka ny fanahiny ihany izy

Eto ny hoe "notiavina" dia ilazana ny fitiavana eo amin'ny mpinamana fa tsy ilay fitiavan'olon-droa. Ny "fanahy" dia maneho ny ain'ny olona iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:1. DH: "Tian'i Jonatana tahaka ny nitiavany ny tenany i Davida" na "tian'i Jonatana tahakana ny ainy ihany i Davida"