plt_tn/1sa/17/37.md

490 B

tamin'ny tongotry ny liona sy ny tongotry ny bera

Mampiasa ny tongony ny liona sy ny bera rehefa mamely, koa ny teny hoe "tongony" dia maneho famelezana. DH: "tamin'ny famelezan'ny liona sy ny famelezan'ny bera" na "tamin'ny liona sy ny bera"

amin'ny tanan'io Filistina io

Ny tanan'ny Filistina dia maneho ny heriny amin'ny ady. DH: "mny herin'io Filistina io" na "ny Filistina"

akanjo fiarovan-tratra

Ampahany amin'ny akanjo fiarovana afaka ahetsiketsika ary feno vy fiarovana.