plt_tn/1sa/17/26.md

629 B

hanala ny fahafaham-baraka amin'Israely

Azo ambara amin'ny matoanteny "afa-baraka" io. DH: "hampitsahatra ny Israely tsy ho afa-baraka" na "hampitsahatra azy amin'ny fanalam-baraka ny Israely"

Iza ity Filistina tsy voafora ity no mihantsy an'ireo tafiky ny Andriamanitra velona?

Nilaza izany Davida mba hampisehoana ny hatezerany fa nihantsy ny tafik'Andriamanitra io Filistina io. DH: "Tsy manam-pahefana tokoa ity Filistina tsy voafora ity ka handeha hihantsy ny tafiky ny Andriamanitra velona!"

ity Filistina tsy voafora ity

Fanevatevana io andian-teny io ary mampiseho fa tsy an'ny Andriamanitra velona i Goliata.