plt_tn/1sa/17/14.md

272 B

Ireo telo zokiny indrindra

Ny fampahafantarana ambadik'izany dia ireo ilay zanak'i Jese. DH: "Ireo zanak'i Jese telo zokiny indrindra"

nandritra ny efapolo andro

"nandritra ny 40 andro"

hanolotra ny tenany ho amin'ny ady

"hampiseho fa vonona ny hiady izy ireo"