plt_tn/1sa/17/12.md

416 B

Nanan-janaka lahy valo izy

Ny hoe ïzy"dia manondro aní Jesse.

Jese dia efa lehilahy antitra ... tena antitra tokoa teo amin'ireo lehilahy

Mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo ary ampiarahina mba ho fanamafisana.

faharoa manaraka azy i Abinadaba, ary i Sama no fahatelo

"Aminadaba ilay teraka faharoa, ary Sama ilay teraka fahatelo." Maneho ny filaharan'ny nahaterahana io andian-teny io.