plt_tn/1sa/17/10.md

315 B

Manao fanamby amin'ireo filaharan'Israely aho androany

"Mihantsy ny tafik'Israely aho"

ny Israely rehetra

Manondro ireo miaramila Israelita izay teo io.

ia kivy izy ireo, ary natahotra mafy

Ny teny hoe "Kisy" sy "natahotra mafy" dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny halehiben'ny tahotr'izy ireo.