plt_tn/1sa/16/22.md

631 B

Aoka i Davida hijoro eto anoloako

Eto ny hoe "hijoro eto anoloako" dia fomba fiteny izay midika fanohizana ny fanompoana an'i Saoly. DH: "Aoka i Davida hitoetra amin'ny fanompoana ahy"

nahita fitia teo imasoko izy

Eto ny hoe "imasoko" dia maneho ny fomba fitsarana sy fizahan'i Saoly toetra an'i Davida. DH: "nahita fitia araka ny fitsarako izy" na "finaritra aminy aho"

fanahy ratsy

Mety ilazana "fanahy mahatonga loza" io. Jereo ny nadikanao izany ao amin'ny 16:14.

teo amin'i Saoly

"nampahory an'i Saoly"

velombelona sy tony i Saoly

Io dia azo atao hoe DH: "namelombelona sy nampitony an'i Saoly ilay mozika"