plt_tn/1sa/16/20.md

278 B

tonga teo amin'i Saoly i Davida

Eto ny hoe "tonga" dia azo adika hoe "nandeha."

ary nanomboka ny fanompoany

Ny teny hoe "fanompoany" dia azo adika ho matoanteny. DH: "ary nanomboka nanompo azy"

lasa mpitondra ny fiadiany

"Lasa mpitondra ny fiadian'ny Saoly i Davida"