plt_tn/1sa/16/13.md

693 B

tandroka misy ny diloilo

Ny teny hoe "tandroka" indraindray dia ampiasaina hilasana "tavoara" izay miendrika tandroka ary nampiasaina hitondrana rano na menaka. Ny tavoara menaka dia nampiasaina hanosorana mpanjaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 16:1.

nitsangana i Samoela ary nandeha

Ny hevitra ambadik'izany dia nitsanga izy ireo taorian'ny nipetrahany hihinana.

Nirotsaka tamin'i Davida ny Fanahin'i Yaveh

Ny andian-teny hoe "Nirotsaka tamin'i" dia midika fa nitarika an'i Davida ny Fanahin'i Yaveh. Amin'ity toe-javatra ity dia midika izany fa nahatonga an'i Davida ho afaka manatanteraka izay rehetra tian'i Yaveh hataony Izy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:5.