plt_tn/1sa/16/06.md

544 B

Rehefa tonga izy ireo

Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Jese sy ireo zanany.

dia nijery an'i Eliaba izy

Eto ny "izy" dia manondro an'i Samoela.

Eliaba

Io no anaran'ny zanaka lahimatoan'i Jese.

nijoro nanoloana azy

Eto ny "azy" dia manondro an'i Yaveh.

Yaveh dia tsy mijery toy ny fijerin'ny olombelona

Eto ny hoe "mijery" dia midika fizahan-toetra ny zavatra iray.

Yaveh dia tsy mijery ...

DH: "Fa Izaho, Yaveh, dia tsy mijery ... Izaho, Yaveh, dia mijery"

ny ao am-po

Eto ny "fo" dia maneho ny ao anatin'ny olona.