plt_tn/1sa/16/04.md

422 B

Nihorohoro ireo loholona teo amin'ilay tanàna rehefa tonga hihaona aminy izy ireo

Toa mihovitrovitra ireo loholona satria niahiahy fa ho avy hibedy azy ireo i Samoela.

Hihavana

Azo atao fehezanteny feno io. DH: "Eny, tonga am-pihavanana aho"

hanokana

Ny manokana olona iray dia midika fanomanana izany olona izany ho an'i Yaveh amin'ny fiezahana mba hampadio an'io olona io ara-pomba araka ny lalàn'i Mosesy.