plt_tn/1sa/16/01.md

535 B

Mandra-pahoviana ianao no hisaona an'i Saoly, satriaka nolaviko tsy ho mpanjaka manerana ny Israely izy?

Ity fanontaniana fampisainana ity dia fibedesana avy amin'Andriamanitra ary azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Aoka izay ny falahelovana ny amin'ny fandavako an'i Saoly tsy ho mpanjaka eo amin'Israely"

Fenoy diloilo ny tandrokao

Ny teny hoe "tandroka" indraindray dia ampiasaina hilasana "tavoara" izay miendrika tandroka ary nampiasaina hitondrana rano na menaka. Ny tavoara menaka dia nampiasaina hanosorana mpanjaka.