plt_tn/1sa/15/24.md

517 B

nandika ny didin'i Yaveh

Io dia fomba fiteny izay midika fa tsy nankatoa ny didy izy. DH: "tsy nankatoa izay nandidian'i Yaveh aho"

satria natahotra ny olona aho

Izany no antony nomen'i Saoly ny amin'ny tsy fankatoavany an'Andriamanitra. DH: "satria natahotra ireo miaramila aho"

nankatoa ny feon'izy ireo

Eto ny "feo" dia ilazana izay nangatahin'ny miaramila hataon'i Saoly. DH: "nanao izay nangatahin'izy ireo"

miverena miaraka amiko

Toa nifampiresaka mangingina lavitra ny olona i Saoly sy Samoela.