plt_tn/1sa/15/14.md

851 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manontany i Samoela hoe nahoana i Saoly no tsy namotika tanteraka ny Amalekita tokoa.

fitrenan'ny ondry ... fitrenan'ny omby

Ireo no feo avoakan'ny biby. Mety manana fiteny samihafa ilazana izany ny fiteninao.

ao an-tsofiko ... izay reko

Mitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Eto ny hoe "ao an-tsofiko" dia ilazana ny fandrenesana.

Efa nentin'izy ireo ... Fa niaro ... ireo olona

Ny teny hoe "izy ireo" sy "ireo olona" eto dia samy manondro ny tafik'i Saoly. Manome tsiny ny olona fa tsy ny tenany i Saoly.

mba hanaovana sorona ho an'i Yaveh Andriamanitrao

Miady hevitra i Saoly fa ny biby hatao sorona de esorina manokana ao amin'ny didin'ny yaveh mba hamotika ny zava-drehetra.

Yaveh Andriamanitrao

Eto i Saoly dia tsy mamaritra ny Andriamanitr'i Samoela ho Andriamaniny ihany.