plt_tn/1sa/15/12.md

355 B

Nambara tamin'i Samoela

"Nisy nilaza tamin'i Samoela"

nanangana tsangam-bato ho an'ny tenany

Feno fireharehana i Saoly.

nidina nankany Gilgala

Somary ambanimbany kokoa noho i Karmela i Gilgala.

Tanterako ny didin'i Yaveh

Tsy mazava raha azon'i Saoly fa tsy nankatoa tanteraka ny didin'Andriamanitra mba hamotika tanteraka ny Amalekita izy.