plt_tn/1sa/14/16.md

255 B

Gibea

Io no tanàna nahaterahan'i Saoly. Adikao araka ny ao amin'ny 10:26 ny hoe "Gibea."

niparitaka ... nanketsy sy nankeroa

Mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo ary manindry fa nandositra tany amin'ny lalana rehetra ireo miaramila.