plt_tn/1sa/13/17.md

226 B

mpanafika

Raha ny izy dia olon'ny miaramila izay manafika tanàna fahavalo hakàna ny sakafony sy ny vatsy hafa ny mpanafika.

Ofra, any amin'ny tanin'i Soala ... Beti-horona ... Lohasahan'i Zeboima

Anaran-toerana ireo.